| Entry | 1 ankotrio |
| Part of speech | 2 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Mitovy amin' ny ankehitriny, saingy tsy fiteny amin' ny kabary na amin' ny lahateny fa amin' ny resaka andavanandro fotsiny ihany [1.1] |
| Anagrams | 4 ankotrio, 5 ikotrano |
| Updated on 2025/09/12 |
|