|
|
|
|

Entry1  ankororosy
Root  2 kororosy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fisolafahana, fibolisarana, fitambotsorana hidina, fidinana mitambororotra
5 Fionganana. [1.1]
Examples  6  Izay mahavoa an-tsapaka no iorehana, fa ny ankororosy no ankabeazany. [1.437#]
Synonyms  7 kororosy
All compound words  8 manao ankororosy

Updated on 2025/11/09