Entry (1/2) | 1 ankona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazana bibilava lehibe [1.1] |
Vocabulary | 4 Zoology: reptiles, amphibians |
Entry (2/2) | 5 ankona |
Part of speech | 6 passive verb |
Explanations in Malagasy |
7 Ngoly: Ankon' ny hatsiaka aho Tsy mahateny tsy mahahetsika noho ny zavatra nanaitra na nampitahotra tampoka: Ankona izy nahita ilay biby [1.1] |
Explanations in English |
8 cold, chilly, frigid, benumbed, confounded. See ana. [1.2] 9 benumbed; confounded [1.7] |
Explanations in French |
10 engourdi; abattu [1.8] |
Morphology |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |