| Entry | 1 ankoma |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 anaram-bibilava lehibe. Izy dia biby vandambandana ary lehibe noho ny mandotra [Betsimisaraka]
[1.78] 4 Karazam-bibilava lehibe [Betsimisaraka] [1.1] |
| Explanations in English |
5 a large snake. See akoma and do. [Provincial]
[1.2] |
| Explanations in French |
6 gros serpent. [Tankarana]
[1.19] |
| Vocabulary | 7 Zoology: reptiles, amphibians |
| Other spellings | 8 akoma |
| Synonyms | 9 do |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 11 ankoma, 12 Kamòna, 13 komana, 14 manako, 15 mankao, 16 manoka, manokà, mañoka, 17 mokàna |
| Updated on 2025/10/18 |
|