Entry an-kodivirana
Part of speech   expression
Malagasy definition   Eo am-piolahana, eo amin' ny fiviliana, amin' ny ilany miolaka amin' ny havoana, na ny tendrombohitra: Sakeli-dalana ankodimirana, ilaozy foana fa manahirana (Ny Avana) [Rajemisa 1985]
Synonyms   an-kodimirana
Quotes  

Updated on 2009/12/09