| Entry (1/2) | 1 an-kobany |
| Root | 2 kobany |
| Part of speech | 3 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
4 Anelanelany, anevanevany
[1.1] |
| Explanations in French |
5 entre, au milieu
[1.3] |
| Entry (2/2) | 6 an-kobany |
| Elementary words | 7 kobany |
| Part of speech | 8 locution |
| Explanations in Malagasy |
9 teny enti-milaza ny miaramila rehetra afa-tsy ny rainiolona (ny mpandefa tafondro) sy ny mpiambina
[1.1] |
| Anagrams | 10 ankabony, an-kobany, 11 kinobana, 12 kobanina |
| Updated on 2025/09/12 |
|