| Entry | 1 an-kilahila |
| Part of speech | 2 locution |
| Explanations in Malagasy |
3 Eo amin' ny toerana misolampy tsy azo itombenana tsara: Andeha ho eny an-dohasaha fa an-kilahila itỳ misy antsika itỳ ka sarotra ananganan-day Toerana tsy mampiorin-tsaina: An-kilahila ny fiainan-dRakotoamin' izao fotoana tsy ahitany asa izao [1.1] |
| Examples |
4 Mac Mahon kosa indray dia eo ankilahila ambony atsinanan'ny trano fiangonana, làlana tokony ho 7 minitra.
[2.588#]
|
| Proverbs | 5 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/09/12 |
|