| Entry | 1 an-kery |
| Elementary words | 2 hery |
| Part of speech | 3 locution |
| Explanations in Malagasy |
4 fanaovana an' aina tsy misy rindrany [1.1] |
| Examples |
5 Tena ao amin'ilay fomba malagasy indrindra: tsy misy tratreva, tsy misy ankery, fa terem-panahy fotsiny!
[2.298#]
|
| Anagrams | 6 an-kery, 7 eranky, 8 kareñy, 9 rekany |
| Updated on 2025/10/11 |
|