Entry ankehitriny
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition Enti-milaza izao vanim-potoana ivelomana izao: Betsaka ankehitriny ny tanora izay tsy miraharaha ny hevitry ny zokiolona. [Rajemisa 1985]
English definition now, at this time [Hallanger 1973]
French definition maintenant, à l'époque où nous vivons, aujourd'hui [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 

Entry ankehitriny
Part of speech adjective
Malagasy definition vanim-potoana nanomboka tamin'ny revôlisiôna frantsay 1789 [SLP 1986]
French definition contemporain, actuel [SLP 1986]

2009/11/07