| Entry | 1 ankasiahina |
| Part of speech | 2 passive verb |
| Root | 3 siaka |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Atao izay hampahasiaka na hampahalozabe azy: Aza ankasiahinareo eo io alika io, rankizy |
| Anagrams | 9 anakisahany, ankasiahany, ankasiahina, hisakananay |
| Updated on 2025/07/29 |
|