|
|
|
|

Entry1  ankasa
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Azo zaraina roa: Ny isa roa ambin' ny folo dia isa ankasa ~ Rehefa tonga ny fotoana fompakarana, dia miainga Ralehilahy sy ny lehilahy vitsivitsy na maro, isa tsy ankasa, izay atao hoe ny mpaka [1.1]
4  isa azo zaraina roa marina tsara [1.13]
Explanations in English  5  [ankatsa] a pair. See lomisy [1.2]
6  even (of numbers) [1.7]
Explanations in French  7  pair (nombre) [1.8, 1.13]
All compound words 
Vocabulary  12  Mathematics: arithmetic
Antonyms  13  tsiankasa, tsyankasa

Anagrams  14 ankasa, 15 sakana, 16 sanàka

Updated on 2025/09/12