Entry anjoy
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanala] soy manga, karazam-boron-kely mpitsentsitra felan-kazo indrindra fa ny felan-akondro, voronkely maitsomaitso volo sady lava vava [Rakotosaona 1975]
English translation a bird. Same as anatsoy. [Richardson 1885]
Vocabulary 
Synonyms anatsoy

Updated on 2020/07/31