Entry anjara asa (zara, asa)
Part of speech   expression
Malagasy definition   asa sahanina miainga amin'ny fandaminana. Anjara asan'ny alkôla: toetra simika manokana ananan'ny alkôla [SLP: Voambolana]
French translation   fonction, attribution. Anjara asan'ny alkôla: fonction de l'alcool [SLP: Voambolana]

Updated on 2009/11/07