|
|
|
|

Entry (1/2)1  an-jamba
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3 Tsy am-pieritreretana:
4 Tsy tsara ny manao anjamba fa izany no nantsoin' ny Ntaolo hoe mitsambiki-mikimpy [1.1]

Entry (2/2)5  anjamba
Part of speech  6  adjective
Explanations in English  7 at random. See jamba. [1.2]
Examples  8  Nefa, ry Malagasy havako, hanaraka azy anjamba hanao dian' ondry ve isika ka hivarina amin' izay ivarinany koa? [2.296#]

Anagrams  9 Ambanja, an-jamba, anjamba

Updated on 2025/11/21