|
|
|
|

Entry1  anirotra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza fasana atao vonjimaika hametrahana faty ambara-pampiditra azy ao amin' ny fasam-pianakaviana, na ny fasan-drazana: Fasana anirotra.
All compound words 
Other spellings  5  aniritra

Anagrams  6 anirotra, 7 raitrano

Updated on 2025/09/12