|
|
|
|

Entry1  angonina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  angona
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Vorina, atoby, enti-milaza zavatra maso apetraka amin' ny toerana iray: Angony eo aloha ny vato alohan' ny hihadiana ny fototra
Explanations in English  5  [1.2] to be collected, assembled, or gathered together.
Examples  6  [2.472#] Zozoro sy herana maina no angonina atao lafika.
7  [2.332#] Mandoa ariary roa isam-bolona izahay, ary angonina daholo ireo vola ireo.
8  [2.895#] Koa raha eto no misy mianjera tsy dia taolana sisa angonina ao anaty rano ao, hoy i Voahirana.
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
All compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word angonina

Anagrams  15 anangony, 16 angonina, 17 aningano, 18 anongany

Updated on 2025/09/12