Entry angongo
Part of speech   noun
Malagasy definition   Voronandrano mitovy amin' ny gisa madinika ny habeny, fahita indrindra amin' ny faritany andrefana sy afovoany
Mitovy hevitra: kaboka ~ koboka ~ ongongo ~ rasana [Rajemisa 1985]
English translation   name of a bird. Same as arosy [Tanala] [Richardson 1885]
Vocabulary  
Other spellings  
Analogy   arosy ~ kaboka ~ koboka ~ rasana

Entry angongo
Part of speech   noun
Malagasy definition   Enti-milaza fiavovonana sy fitobiana amin' ny toerana iray [Rajemisa 1985]
French translation   tas, monceau [Abinal 1888]
Derivations  

Updated on 2012/10/22