| Entry (1/3) | 1 angoaka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 jorery; mavo tanora izay nefa poa-katy ny vodiny be feo kokoa nohon'ny jorery tsotra: Ratsy feo koa feon'angoaka [Tanala]
[1.78] |
| Explanations in English |
4 an insect [1.2] |
| Explanations in French |
5 genre de cigale [Tanala]
[1.6] |
| Vocabulary | 6 Zoology: invertebrates |
| Analogs | 7 jorery |
| Entry (2/3) | 8 angoaka |
| Part of speech | 9 noun |
| Explanations in Malagasy |
10 Karazan-tsahona madinika manana feo somary mafy manokana izay [1.1] |
| Explanations in English |
11 a large tree-frog [1.2] |
| Explanations in French |
12 (vieux) espèce de grenouille [1.3] |
| All compound words | 13 2 combinations of this word |
| Vocabulary | 14 Zoology: reptiles, amphibians |
| Entry (3/3) | 15 angoaka |
| Part of speech | 16 adverb [Full list] |
| Explanations in French |
17 avec colère. [Tankarana]
[1.19] |
| Anagrams | 18 akangao, 19 angoaka, 20 aongaka |
| Updated on 2025/10/08 |
|