| Entry | 1 angareso |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Aingitraingitra na haingonkaingon-javatra tsy tena ilaina amin' ny zavatra iray fa entina hahatsara tarehy azy fotsiny [1.1] |
| Explanations in English |
4 ornamentation; eccentricity. [1.2] |
| Updated on 2025/09/12 |
|