| Entry | 1 anerany |
| Root | 2 erana |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Teny fampiasa mandrakariva miaraka amin' ny tsy, ka ilazana zavatra be dia be, tsy tambo, tafahoatra ny mety: Tsy anerany ny hafanana aty aminareo izany [1.1] |
| Explanations in English |
5 tsy anerany: beyond all measure, unreasonable [1.7] |
| Explanations in French |
6 tsy anèrany: au-delà de la mesure, outre mesure [1.8] |
| Anagrams | 7 anerany, 8 arenina |
| Updated on 2025/09/12 |
|