Entry andro mena (andro, mena)
Part of speech   expression
Malagasy definition   andro na vintana voalazan' ny mpanandro ho mafy, masiaka, na ny fotoana maharevo ny tantsaha amin' ny fambolena (manetsa ny olona: mena ny rano; miasa na mihevo: mena ny tanety) [Rajemisa 1985]

Entry andromena (andro, mena)
Part of speech   noun
English translation   Friday [Provincial] [Richardson 1885]

Updated on 2009/11/18