Entry andro fady (andro, fady)
Part of speech expression
Malagasy definition andro voatondron' ny mpisorontsampy taloha ho andro masina fanandratana ny sampy ka tsy azo nanaovan-draharaha (ny alakamisy) [Rajemisa 1985]
French definition Jour où l'on s'abstient de travail ou de certaine nourriture [Abinal 1888]

2013/10/01