Entry Andriantsimitoviaminandriandehibe (andriana, tsy, tovy, lehibe)
Part of speech   name (anthroponym) [list]
Allegation   Word or expression seen in: tranofitomiandalana
Examples   Milevina ao amin'ny fahatelo amin'ny Trano Fito Miandalana Andriantsimitoviaminandriandehibe. [Randriamamonjy: Tantara, page 349]
Tsy nanaiky izany anefa Andriantsimitoviaminandriandehibe tao Antananarivo, satria izy no lahimatoa. [Fagereng: Tantara, page 28]
Ny nanjakin-dRazakatsitakatrandriana nandimby an' Andriantsimitoviaminandriandehibe teto Antananarivo; [Callet: Tantara, page 284]

Updated on 2016/04/18