Entry andrianify (andriana, nify)
Part of speech noun
Malagasy definition Ireo nify anoloana efatra ambony, efatra ambany [Rajemisa 1985]
 nify anoloana [SLP 1986]
French definition incisive [SLP 1986]
Vocabulary 
Synonyms lahinify

Updated on 2009/09/09