Entry andrianaivo (andriana, ivo)
Part of speech noun
Malagasy definition Teny fanajana ilazana ny zanakalahy eo anelanelan' ny lahimatoa sy ny faralahy ao amin' ny fianakaviana [Rajemisa 1985]
English definition The name of the second eldest son in a family. [Richardson 1885]
Vocabulary 
Quotes 

2012/10/22