Entry Andriampenitra (andry, fenitra)
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Malagasy definition razamben 'ny Tankaratra, nonina teo amin' ny tendrony anankiray amin' Ankaratra, ka noheverin' ny Ntaolo┬ásy ny tenany fa teo afovoan' ny Nosy, toy ny heveran' ny tany Imamo an-Andriambahoaka -- afovoan' ny tany teo Itasy fa izy no ao amin' ny tena foiben' ny Nosy [Rajemisa 1985]
English translation a tribe living near the Ankaratra mountains, who say they live in the very centre of the island. [Richardson 1885]
French translation nom d'une caste [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31