|
|
|
|

Entry1  andriamborivory
Elementary words  2 andriana, 3 vorivory
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Mpaniaka mandidy tokana, izany hoe mandidy araka ny sitrapony
6 mpanao jadona, mpanao teny tsy valiana, mpandidy tokana, mpandidy tsy zehena, tsy refesi-mandidy [1.1]
Explanations in French  7 souverain, noble despote, violent [1.3#42]
8 Prince violent et despote. Sens général : agir par la force, avec violence, en abusant de sa puissance [2.415#469]

Updated on 2025/09/12