| Entry (1/2) | 1 andriambo |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Betsimisaraka] hazo avo manohana ny lohatrano
[1.78] 4 [Sihanaka] andry roa lehibe manohana ny tafon-trano [1.78] 5 [Tanala] andry roa na telo manohana ny haratra na ny ambonimandry [1.78] |
| Entry (2/2) | 6 andriambo |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in Malagasy |
8 [Bara] andry
[1.78] |
| Anagrams | 9 andramboy, andriambo, 10 andrimbao, 11 mandrabio |
| Updated on 2026/02/04 |
|