|
|
|
|

Entry1  andriambaventy
Elementary words  2 andriana, 3 vaventy
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Manam-boninahitra lehibe fahiny niadidy ny raharaham-pitsarana. (Tamin' ny andro nanjakan-dRadama, ny vadintany fony tamin' Andrianampoinimerina ihany no novany ho andriambaventy) [1.1]
Explanations in English  6 [vaventy, large.] The judges. [1.2]

Updated on 2025/09/12