Entry andrefa
Part of speech conjunction [full list]
Malagasy definition  [Betsimisaraka, Tambahoaka, Tanala] nefa, kanefa [Rakotosaona 1972]
 jereo anefa [Rajemisa 1985]
English definition nevertheless, though. Same as anefa, but not at the beginning of a sentence. [Richardson 1885]

Entry andrefa
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition  [Tanala] nefa: Andriankoaby valakin'ny mitoloña andrefa Rainakoala valakin'ny milefa (Andriankoaby miady mafy nefa Rainimakaola mitsoaka mandositra) [Rakotosaona 1972]

2009/10/15