| Entry | 1 andredy |
| Part of speech | 2 interjection [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 karazan-teny fingosana amin'ny reny na interjeksiona ilazana fahatalajona na lalina na koa fanamafisana izay voalaza teo aloha: Andredy a? (tena marina ve?) [Tanala]
[1.78] |
| Synonyms | 4 andreny |
| Updated on 2025/09/12 |
|