| Entry | 1 andray |
| Part of speech | 2 interjection [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Tenim-piontanana enti-milaza fahatairana:
4 Andray! Loza inona itỳ nataonao, Rasoa! [1.1] |
| Explanations in English |
5 an exclamation of surprise. In truth! Indeed! Oh!
[1.2] 6 oh! indeed! [1.7] |
| Explanations in French |
7 ah ! vraiment !
[1.8] |
| Anagrams | 8 ana-dry, 9 andray, 10 andria, 11 darina, 12 nadira, 13 ridana |
| Updated on 2025/11/13 |
|