| Entry | 1 andrarana |
| Root | 2 rara |
| Part of speech | 3 relative verb |
| Explanations in French |
[1.3#513] |
| Examples |
4 Fahiny dia ny fandikana ny fadin' ody aman-tsampy no natao hoe "ota" : nihinana tamin' ny zavatra andrarana, niasa tamin' ny andro tsy fiasana, sns.
[2.285#18]
5 ao no anambaran'ny vehivavy ny fahoriany sy amalian' ny zatovo na tanora an-kolaka ny fifehezan'ny lehibe azy, toy ny fisotroana toaka izay andrarana azy foana. [2.606#115] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 10 andrarana, 11 arandrana |
| Updated on 2025/10/07 |
|