Entry an-deboka (any, deboka)
Part of speech   expression
Malagasy definition   Amin' ny toerana ivaiva takon-drivotra: Toa tsy hahasalama itỳ tanàna itỳ izany fa an-deboka loatra [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/02/23