Entry (1/2) | 1 andafy |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Root | 3 lafy |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza toerana ampitan' ny rano na hady, izany hoe mifanandrify amin' ny misy ny tena fa elanelanin' ny rano na ny hady: Erỳ andafin' ny rano erỳ no misy anay. / Erỳ andafy atsimo no misy ny tsena Mitovy firafitra amin' itỳ farany itỳ koa ny hoe any andafy izay ilazana ny tany any ampitan' ny ranomasina: Handeha hianatra any andafy izy raha avy taona |
Explanations in English |
5 [1.2] (an-dafy) on the other side of, beyond, across. Commonly used for abroad, in another country. See lafy. 6 [1.7] across the seas, abroad ; on the other side of |
Explanations in French |
7 [1.8] outremer; au-delà de |
Examples |
8 [1.437#] Nefa nihena niandalana ireo nony tonga ny lamba avy any andafy.
9 [2.508#] Niampita namely teny andafy andrefan' i Ste Marie koa ny Frantsay. 10 [2.285#] Fahatsiarovana ny miaramila iray maty tany andafy no toa tena antony. 11 [2.588#] Tamin' ilay tanety lavabe andafy andrefan'iny no nivorian'ny vahoaka. |
All compound words |
|
Entry (2/2) | 17 andafy |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 [1.78] vahiny, mpihavy [Taimoro]
|
Anagrams | 20 andafy, 21 fadina, 22 fanady, 23 fanday, 24 fandia |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |