| Entry | 1 anazavana |
| Root | 2 zava |
| Part of speech | 3 relative verb |
| Explanations in French |
4 [1.3#870] |
| Examples |
5 Izany koa no azo anazavana ny mampiavaka ny toe-tsain' ny mpitondra sy ny entina.
[2.285#266]
6 Tsy hitako ny anazavana azy, fa izany no izy: vao azony sy nodorany Andrararina, dia namantana tao Ambohibary Ray izy ireo. [2.270#54] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|