| Entry | 1 anatsinomina |
| Root | 2 anatsimo |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Alefa na atodi-doha mianatsimo: Rehefa tonga teo amin' ilay tsangambato izahay, dia nanatsinominay ny dianay
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to be moved southwards.
[1.2] |
| Morphology |
|
| Analogs | 10 anavaratina, 11 ankandrefanina, 12 atsinananina |
| Updated on 2025/10/31 |
|