Entry an' arivo (any, arivo)
Part of speech   expression
Malagasy definition   tsy hita isa, tsy tambo isaina [Rajemisa 1985]

Entry anarivo
Part of speech   noun
Malagasy definition   tarehimarika anarivo, ny tarehimarika maneho ny arivo [SLP: Voambolana]
French translation   chiffre des mille [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Analogy   alinalina ~ manetrinketrina ~ tsy hita zambazamba ~ tsy omby alinalina ~ zavon-tany

Updated on 2013/10/21