Entry anaram-bosotra (anarana, vosotra)
Part of speech expression
Malagasy definition fanampy na solon' anarana napetaky ny olona ho kivazivazy na vosobosotra ary dia raikitra; tsy tena anarana fa anarana napetaka atao fiantsoana olona indrindra, izay mazana nanomboka tamin' ny vazivazy na vosobosotra [Rajemisa 1985]
French definition a nickname [Hallanger 1974]
 sobriquet, surnom [Hallanger 1974]

2009/12/09