| Entry | 1 anakatsimba |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Zavamaniry fanao ody tazo ny raviny, indrindra raha mandoa ny marary; azo ampiasaina ho fanafodin' ny biliezy koa izy, ary ny raviny apetaka amin' ny nonon' ny mpifana misy vay (Toddalia asiatica)
[1.1] |
| Explanations in French |
4 [Betsileo] Toddalia asiatica (L.) Lam. (Rutaceae).
[1.196] |
| Vocabulary | 5 Botany: medicinal plants |
| Scientific name |
|
| Updated on 2026/02/04 |
|