|
|
|
|

Entry1  am-pofoana
Elementary words  2 fofoana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4 Eo ambony fe sy ranjo miforitra: Eo ampofoana no efa manomboka ny fanabeazana ny ankizy. [1.1]
Explanations in English  5 in the lap. [1.2]
6 on the bosom. [1.7]
Explanations in French  7 dans le giron. [1.8]
Examples  8  Dia nentina, ka nony teny an-dàlana, dia saiky lasa tao ampofoana ny zaza : Fahoriana rè izany! [2.59#]
9  Ny fanisana ny volana Malagasy dia 29 andro amin' ny volana rehetra ampofoana na baben'ny reni-vintana dia tsinana izy amin'ny faha-30 andro. [1.381#]
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Anagrams  11 am-pofoana, 12 foampoana

Updated on 2025/11/02