| Entry | 1 ampitahaina |
| Root | 2 taha |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ampitovina ka jerena izay tsara kokoa amin' ny zavatra roa na maro: Vasoka ny akanjoko raha ampitahaina amin' ny anao [1.1] |
| Explanations in English |
5 to be compared [1.7] |
| Explanations in French |
6 qu'on compare [1.8] |
| Examples |
7 Raha ampitahaina amin' izany ny olona ankehitriny?
[2.245#]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|