Entry | ampijalina (jaly) | ||||||
Part of speech | passive verb | ||||||
Explanations in English | To be made to suffer; to be tortured [1.7] | ||||||
Explanations in French | Qu'on fait souffrir; qu'on torture [1.8] | ||||||
Examples | Na misy aza ny Malagasy ampijalina, na misy aza ny Malagasy mankasitraka sy manampy fanorotoroana ny fireneny, misy koa ny mamaly bontana izany sy miatrika amin-kerim-po sy fahasahiana ny maha-Malagasy tsy tia handevoizina azy.
[2.472] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2023/03/06 |