|
|
|
|

Entry1 ampifampidirina
Root  2iditra
Part of speech  3 passive verb
Examples  4 Fa trano no tiana haorina eto. Aina no sitrakay hatambatra ho iray eto Taranaka hampifampidirina. [2.245#60]
5 ary dia nampifampidirina sy nampifanondanina tao an-katoka ireo notanana avy ao ivoho ka nisy niavovona be mihitsy ny an' ireo lava volo [2.436]
Morphology 
6 Present :
7 Past :
8 Future :

Updated on 2025/07/29