| Entry | 1 ampiadina |
| Root | 2 ady |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Asaina miady
[1.1] |
| Examples |
9 Any Anatirova no ampiadina.
[1.437#]
10 Rehefa kaniry ny angely vao ampiadina. [1.437#] 11 Aza mba fa zanatanin' olona lehity, fa sahala amin' ny alika ialahy, ampiadina dia miady tokoa! [2.472#] |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|