Entry am-perinasa (any, fery, asa)
Part of speech   expression
Malagasy definition   (am-perin' ny asa): Eo am-panaovana, eo ampanatanterahana ny asa (izany hoe amin' ny fotoana mbola ahitana ny ferin' ny tany asaina) [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/12/09