| Entry | 1 ampamoaka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fanadinana fakana am-bavany, fanadihadiana, famotopotorana, amakafakana: Nampanao ampamoaka momba ilay halatra omaly tao amin' ny Tranombola ny fanjakana
[1.1] |
| Updated on 2025/12/08 |
|