| Entry | 1 ampamelomantokana | 
| Elementary words | 2am-pamelomana, 3tokana | 
| Part of speech | 4 noun | 
| Explanations in Malagasy | 
5 Halavan-drefy hatreo an-tendron-drantsantanana havia ka hatramin' ny hitsin' ny nono havia ihany koa, izany hoe telon-jehy sy sasany na voantondro roa amby efapolo [1.1] | 
| Explanations in French | 
6 [am-pameloman-tokana]
 Depuis le bout des doigts jusqu' au sein du même côté, le bras étant allongé et la main ouverte [2.415#6682] | 
| Examples | 
7 Toy izao avy no fìlaza ny refy mahery: refy sy voatondro iray, roa, telo, efatra, refy sy vodivoampelatanana, refy hondry, refy sy vehana, refy sy hakiho refy sy hamaton-tsandry refy sy tovo-tsandry refy sy ampamelomantokana refy sy mamakitratra refy sy ampamelomandroa refy sy manindao.
[2.436#] 
 | 
| Vocabulary | 8 Space | 
| Updated on 2025/09/12 | 
 |