| Entry | 1 ampalahelovina |
| Root | 2 alahelo |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Examples |
4 Izany no iravoravoanareo, na dia ampalahelovina vetivety ankehitriny amin' ny fakam-panahy maro samy hafa aza ianareo, raha tsy maintsy hisy izany, Ny fiheverana an' izany no iravoravoanareo nefa mbola tsy maintsy hampahorin' ny fitsapana samihafa vetivety ihany hianareo
[2.996#]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/10 |
|