| Entry | 1 amiba |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Karazana mikraoby bibikely, mivelona ao anaty rano maloto, ka miteraka ny aretina atao hoe fivalanandra amibianina raha tafiditra any anatin' ny tena [1.1] 4 kazaram-biby tokan-tsela miaina ao anaty rano [1.13] |
| Explanations in French |
5 amibe [1.13] |
| Vocabulary | 6 Health |
| Anagrams | 7 ambay, 8 ambia, 9 amiba |
| Updated on 2025/09/12 |
|